Teny nampidirina farany

Miavoavo
[hery]
:(avo) mt, s,: Miavosa be avo loba. Ahitsio
Miavela
[hery]
:(vela) mt, s,: Lasa. 1 Ka." Fomba fiteny mihaja ilazana ny hoe "mandeha mivalana", Mankany an-garaba7 mankany a. min'ny trano Aely, Ahitsio
Miavaka
[hery]
:(avaka) mt, s, na p,t, (miavaha): Manana toetra manokana tsy itovizany amin'ny hafa: Takariva mia. naka, 1 Misaraka, tsy mba miaraka amy...: Mahagaga fa miavaka mandrakariva amin' ny namany io mpianatra io, Ahitsio
Miava
[hery]
:(ava) mt, s, (miava): Manongotra ny ahidratsy maniry eny anelanelan'ny voly. Ahitsio
Miatrika
[hery]
:(atrika) mt, p,: Mitodika mankamin'ny,,, mipetraka na mijoro eo anatrehan'ny,,. (Azo lazaina ho mitovy amin'ny "manatrlka" ihany izy, fa ny "miatrika" manisika hevitra fahavononana sy fandraisana anjara fa ny "manatrika'' kosa, fanatrehana fotsiny: Miatrika fanadinana, / Manatrika la. nonana), Ahitsio
Miatrana
[hery]
:(atrana) mt, s, (miatrdna): Vonona tsars hanao zavatra ka manatraka ny Io-ha. Ahitsio
Miatoka
[hery]
:(atoka) mt, s,: Mampidina sy mampiakatra ny loba ho mari-panekena. Ahitsio
Miato
[hery]
:(ato) mt, e, (miatoa): Mijanona kely eo antenatenan'ny asa atao, manapaka: Impolo niato izy vao vita ilay vakiteny. Ahitsio
Miatikatika
[hery]
:(atikatika) mt, s, na p.t.: Manao fihetsika mianjona kevokevoka kely, Ahitsio
Miatiaty
[hery]
:(atiaty) P.t.: Fano tafahoatra (kibo). / Enti-milaza famarana na sobika nofenoina zavatra ka efa avo loba: Feno mlatlaty ity harona itq ka aoka ira y, Ahitsio
Miatatra
[hery]
:(atatra) mt, s,: Mihinana mambosibosika, mandrapadrapaka, mandrepodrepoka: Nihinana niatatra teo izy dia lasa natory, 1 Tora-na (noho ny hehy na ny alahelo): Niatatry ny hehy Lay. / Niatatry ny alahelo lzy raha vao nahare ny fahafatesan-drainy, 1 Maty eo no ho eo, jingy, dangy: Raha vao voan'ny vato ilay voronkely dia niatatra ter9, Ahitsio
Miasa
[hery]
:(asa) mt, s, na mt, P. (miasd): Manao raharaha, misy zavatra atao: Ao ue i da_ danao, ry Ikoto? ?Ao ihany izy fa miasa, / Manao dia manao, milofo: Tokony ho faly tanao fa miasa tsara ny zanakao, / Misy vokany: Mi. asa ny fanafody, - F,-p,: Miasa dia: mandeha mivezivezy mandroso sy miverina amin'ny toerana Iray. /Miasa tan y: mitrongy sy mamadika ny tany amin'ny angady na angadinomby mba handray ny zavatra ambolena, / Miasa tena: miasa tsy mana-mpiasa na mpanampy; enti-milaza koa ireo masinina ampandehanin'ny vfmiaina, rivotra, rano na entons... / Miasa voua: miteny be dia be fa tsy arahin'asa: Mandraisa angady fa aza miasa vava eo ry leroa a! Ahitsio
Miaro
[hery]
:(aro) mt, p. (miarona): Manao Izay tsy hahavoazan' ny fahavalo, ny loza, ny ratsy: Miaro ny zanany amin' ny papango ny reniakoho, / Mitahy: Miaro antstka la. iandava Andriamanitra, ? Misakana tsy ho voa: Miaro ny uoa vao nafafy amin'ny hainandro ireto ampanga ireto, ? Mandrara: Miaro ny saha. ny tsy hihazana izy, 1 Mamely raha misy mitady hikasika ny tena: Hita porofo fa niaro tena Rakoto, Ahitsio
Miaritra
[hery]
:(aritra) mt, p. (miareta): Mizaka izay mahazo: Mi. arltra ny hanoanana, 1 Mihafy sy mitozo amin'ny fahasahiranana ka tsy mety ketraka: Mipreta amin'ny fianarana fa izany no hahazoa. na vokatra any aoriana, Ahitsio
Miarina
[hery]
:(arina) mt, s. (miare. na): Mijoro na mipetraka tsara tsy mihilana na mirona: Aoka izao fa efa miarina tsa. ra !zao ny andry, / Miala amin'ny fahalavoana, mitombina: Tsy mbolo afa-miarina ihany llay omby lavo an-ha. via aninaraina, 1 Mifoha ka miala avy ao am.pandriana: Efa miarina izy ao nefa mbola tsy mandray olona. 1 tao.: Misondrotra, afaka amin'ny fahavoazana: Tsy anerany loatra ny fahavoazany taondasa ka gaga daholo ny olona nahita azy niarina sahady, Ahitsio
Miarana
[hery]
:(arana) m, s.: Mihantahanta, miangentsana; manaran-tena. Ahitsio
Miaramila
[hery]
:a,: Olona antsoin' ny fanjakana mba hiaro ny tanindrazana ka miomana manokana amin'izany amin' ny ganarana mitana sy mampiasa fiadiana, Teny Iray tarika: Lahindefona, sorodany, ambasy, ambavabasy, vata-miaramila, manamboninahitra tafika, mplantaflka, fol?alindahy, rainiolonar tsatsimenitra, ankotralahy, zazavao, menavazana, kadetra, raindahiny, bekotromaroholatra, mpisavaranonando. Ahitsio
Miaraka
[hery]
:(araka) mt, s, (miaraha): Tsy misaraka: Miaraka foana Rasolo sy Rabe, ? Miray amin'ny: Aza miaraka amin'ny naman-dratsy, ? (fanao matoanteny mpanampy): indray manao, samy mandeha na samy manao zavatra: Niara-nilalao izahay fahiny, / Miara-komana ry zareo. Ahitsio
Miarahaba
[hery]
:(arahaba) mt, p, (miarahabd): Manolotra arahaba: Vao tonga ny mpianatm dia miarahaba ny mpam_ pianatra, ~ Midera, manome dera ombam-pirarian-tsoa: Miarahaba anareo nahazo fa. ra aman.dimby, tompoko, Ahitsio
Miapoka
[hery]
:(apoka) mt, s.: Mianjera mitsotra sy miampatra: Niapoka teny an.daiambe izy noho ny harerahany be loa. tra, Ahitsio