Teny nampidirina farany

Miapanapana
[hery]
:(apanapana) mt, s,: Mitotototo tsy mahita izay haleha, mivezlvezy atsy' sy ary na noho ny haizina na noho ny fikorontanantsalna, ka matetika mlpopbka foana amin-javatra na diso amin'izay atao: Niapanapana i Jaona nivoaka ny efitrano fanadinana, - F,-p,: Miapanapana ohatra ny akoho voakapoka: tsy mahita izay hatao na haleha mihitsy, ? M,h,: Mipepipepy, mitotototo foana, mikorapadrapaka, mipempena, mixaparapa, mipapapapa, Ahitsio
Miaoriana
[hery]
:(aoriana) mt, s,: Mandeha eo aoriana: Aoka ianao hiaorlana fa mety hisy loza eto aloha, ~ Tsy manondro ny ora marina fa lasa aoriana foana: Miaoriana ity famantaranandroko ity ka hoentiko any amin'ny mpa. namboatra famantamnandro, Ahitsio
Miantsoroka
[hery]
:(soroka) mt, p, (miantsoroha): Mandray ho adidy, miandraikitra: I Be. van no niantsoroka ny fam. pianarana ny ankizy teto uoalohany, Ahitsio
Miantsona
[hery]
:(antsona) mt, s,: Manatona ny morona: Saika tsy afa-niantsona ilay laka. nay noho ny rivotra, 1 Mijanona, mandatsaka vatofantsika: Niantsona tamin'ny sera_ nana firy lzany ny samba ni. tondra anareo vao tonga ta. ny Marseille? Ahitsio
Miantsoavaly
[hery]
:(soavaly) mt, P. (miantsoavalia): Mitaingina soavaly, mitaingin-javatra ohatra ny mitaingin-tsoavaly, Ahitsio
Miantsoarivo
[hery]
:a,: Enti-milaza ny zanak'omby vao mitrena sy mlhantsy ady ; vantotr' ombalahy liana ady, Ahitsio
Miantsoantso
[hery]
:(antso) mt, a,: Miteny mafy, milelalela, il M,h,: Miteny mafy, milelalela, manao lela miakatra, manao antso valala, mikiakiaka, mijajaka, Ahitsio
Miantso
[hery]
:(antso) mt, p, (miantaoa): Mai sy anarana: Moto no niants( .na azy fony kely, 1 Mamort olona mba hana. trika na ho tonga amin'ny,,,, manaika, manainga: Niantso ny fokonolona ny lehiben' ny tandna fa nisy zaua-dehii be nodinihina, 1 Manonona tsirairay: Raha efa Jauni', dia niantso ny anaran'ny miara_ mila tsirairay ny kapiteny, ? Maka, manao izay hahatongavana: Moa ve e fa nisy nian. tso ny dokotera? 1 Milaza, mamoaka ampahibemaso: Hiantso kabary, hono ny fi. lohan'ny Nosy amin'ny vola_ na mey, ? Mangataka, mita-labo: Miantso ny anaran'ny Tompo, 1 Manendry, mifidy: Niantso an.dRanona ho lehiben'ny raharaham.bahi. ny ny filohan'ny governemanta, 1 Manome na marnetraka adidy, mandidy, mandodona: Miantso anao ny ta. nindrazana ka mahereza fo!, ? M.h,: Manaika, manofa, mikohona, mihatsy, manatsimaso, mikoka, mikohokoho, manesiesy, mikahankahana. Ahitsio
Miantsinanana
[hery]
:(atslnanana) mt, s,: Mandeha na mampitodika any atsinanana: Hita. nao ve ny nandehanan'ireny olona telo mianaka ireny? ? Niantainanana any no nahitako azy. Ahitsio
Miantsena
[hery]
:(tsena) mt.p. (mian. tsen?): Mandeha mankany an-tsena: Lasa niantsena i Neny, Ahitsio
Miantsavily
[hery]
:(antsavily) mt, s,: Mikirazorazo: Mbola hahita loza ihany ireto tovolahy miantsavily amin'ny varavaran'ny fiarambahoaka. Ahitsio
Miantsampy
[hery]
:(antsampy) mt, s, (miantsampaza): Mitsambikina amin'ny,.,: Niantsampy teny amin'ny tompony ilay alika, ? Mianika, mananika: Niantsampy teny amin'ny la_ mosin-dreniny ny zaza. Ahitsio
Miantsambotra
[hery]
:(antsambotra) mt. Mitaambikina, miantoraka:Niantsambotra ny alika ka lasany ny hena roa kilao, Ahitsio
Miantsa
[hery]
:(antsa) mt. p, (mian_ tel): Manao, miventy antsa, manao hira fiderana ny mpanjaka, Ahitsio
Miantrano
[hery]
:(trano) mt, s, (mi_ antranoa): Miditra ao an-trano: Miantranoa re, tompoko, fa aza mandalo tan?-misy havana e! ? Mangata-bady: A-min'ny Asabotsy no hiantrano any amin-dry Saholy ny zanakolahy, Ahitsio
Miantraitraika
[hery]
:(traika) mt, a,: Mian,ierazera, ~ h,o,: Manakiana lava izao, Ahitsio
Miantraika
[hery]
:(traika) mt, s,: Mi_ clona amin-javatra ao ambany ka mihilangilana, Ahitsio
Miantra
[hery]
:(antra) rit. P. (miantrĂ ): Mangoraka, mihetsi-po hamonjy na hanampy: Fatra-piantra ny mahantra izy, Ahitsio
Miantoraka
[hery]
:(antoraka) mt, s, (miantoraha): Miantsampy mova tsy ny hianjera eny amin'ny hafa: Vao tonga izy dia niantoraka teny amin'ny reniny, Ahitsio
Miantontona
[hery]
:(tontona) mt, s,: Midona mafy amin'ny tany, Ahitsio