Teny nampidirina farany

Rimo
[admin]
: sy Rimorimo a.: Fandehanana mafy; fifiokan'ny tehina na baolina atsipy handeha mafy; fimonomonon'ny tandrimo misangodfna na ny tantely. - t.i.f.: Rimorimoana, arimorimo, voarimorimo, tafarimorimo / mandrimorimo, fandrimorimo, mpandrimorimo / andrimorimoana, fandrimorimoana / mirimorimo, firimorimo, mpirimorimo 1 irimorimoana, firimorimoana / maharimorimo / misarimorimo / tandrimo. Ahitsio
Rimbo
[admin]
: (Ski) a.: Fikambanan' ny olona betsaka mihevidraharaha ao amin'ny mangingina. Ahitsio
Rimbana
[admin]
: (rimba) mt. ih. (rimbao): Ravana, simbana. Ahitsio
Rimbana
[admin]
: sy Rimbona a.: Mitovy amin'ny Rombina. Ahitsio
Rimba
[admin]
: p. t.: Rava, simba, - t.i.f.: Rimbana, voarimba / mandrimba, fandrimba, mpandrimba / andrimbana, fandrimbana / maharimba / rimbarimba. Ahitsio
Rima
[admin]
: (fr. rime) a.: Fitoviampeo eo amin'ny teny roa hatreo amin'ny zanapeo faxany misy tsindrimpeo no ho midina, oh: Asabotsy — Rafotsy. Ahitsio
Rikorikoina
[admin]
: (rikoriko) mt. ih. (rikorikoy): Atao izay hampahadikidiky. Ahitsio
Rikoriko
[admin]
: a.: Halotoana; hasosorana noho ny tsy fitiavana, tsy fankasitrahana mahatonga ho sorena, maloiloy. - t.i.f.: Rikorikoina / mkikoriko, firikoriko, mpirikodko / maharikoriko, fahgrikoriko / harikoriko / harikorikoana, faharikorikoana. ¶ M.h.: Dikidiky. Ahitsio
Rikiriky
[admin]
: a.: Fomban-drandrambolo fohy sady tsy misy filaharany. Ahitsio
Rikarika
[admin]
: a.: Taolana miranirany. Ahitsio
Rikaina
[admin]
: (rika) mt. ih. (rikao): Rlr Asiana rikany: Rikao ity rambaramba ity hitondrana uato. Ahitsio
Rika
[admin]
: sy Rikany a.: Hazo boribory atao ao ambanin'ny rambaramba rehefa mitaribato: Mikodia ny rikany, dia mizotra ny rambaramba ipetrahan'ny uata. - t.i.f.: Rikaina, arika, voarika, tafarika 1 mandrika, fandrika, mpandrika / andrikana, fandrikana 1 maharika, rikarika / voarikany, tafarikany / mandrikany, fandrikany, mpandrikany. Ahitsio
Rijo
[admin]
: ft.: Niavian'ny hoe Marijo. Ahitsio
Rijarija
[admin]
: a.: Haavo na tsanganana maradona tsars, rajaraja. i t.i.f.: Mirijarija, firijarija. Ahitsio
Rija
[admin]
: a.: Hira atao miaraka amin'ny dihy 'mitoto tany fanaon'ny Betsileo. Ahitsio
Rihitra
[admin]
: a.: Tany leman-drano ametahana biriky sy ikambanany mafy tsara: Ny mpanao rihitra no manampy ny mpandrafi-biriky. • Ny maditidity amin'ny ranon-javatra: Tiako ny rihi-boangahazo. - t.i.f.: Marihitra / marihidrihitra / harihitra, faharihitra. Ahitsio
Rihanina
[admin]
: (rihana) rat. ih. (rihano): Enti-milaza ny rihana asiana ngorodona. Ahitsio
Rihana
[admin]
: a.: Ny ambaratonga ambonyrehetra amin'ny trano: Any amin'ny rihana faharoa izahay no mipetraka. ? Ny ngorodona. - t.i.f.: Rihanina, voarihana / mirihana, firihana / rihandxihana. Ahitsio
Rigby
[admin]
: (fr. rugby) a.: Lalao fanatanjahan-tena karazana foty, saingy azo lalaovina amin' ny tanana sy ny tongotra ary baolina lavalava no ampiasaina aminy. Ny mpilalao rigby-16 na 13 an-daniny avy — dia mifaninana ny hitondra an-tanana ny baolina ka manindry azy ambadiky ny tsipika mamaritra ny tanin'ny an-kilany, na manda-ka azy handalo ambonin'ny tsatokazony. Ahitsio
Rifatra
[admin]
: mt.: Vaky mandositra miara-be, miezaka lasa: Vao nahita ny mpampianatra azy ireo ny ankizy, dia rifatra. - t.i.f.: Rifatina, arifatra, voarifatra / tafarifatra / mandrifatra, fandrifatra, mpandrifatra / andrifatana, fandrifatana / mirifatra, firifatra, mpirifatra / irifatana, firifatana / maharifatra / rifadrifatra. Ahitsio