Teny nampidirina farany

Miantonta
[hery]
:(antonta) mt, s,: Mianjera, midaboka, potraka, ? h,o,: Mianjera, mihatra: Hiantonta aminao ny henatra amin'izany ka mitan_ drema, Ahitsio
Miantomboka
[hery]
:(tomboka) mt. P.: Rafitra: Niantomboka niasa izy raha uao avy noka. barin.drainy, ~ Miandoha: Miantomboka amin'ny herinandro ambony ny ririnina. ? M. h.: Miandoha, mitehina, mitsidika. Ahitsio
Miantombina
[hery]
:(tombina) mt, p,: Mianjera mivaroraka eo am-pitoerana. Ahitsio
Miantoko
[hery]
:(toko) mt, s,: Mianddny: Mianfqko aminay lanareo sa midntoko amin'ny mpitokona? Ahitsio
Miantoka
[hery]
:(antoka) mt, p, (mi. antoha): Milaza ny tena ho tompon'andralkitra momba ny zavatra Iray raha very na simba na tsy vita araka ny fifanarahana fo zavatra io, ka manao izay hiverenany na hahavitany: Aza matahotra ianao fa izaho no miantoka ny uolanao nosamborin.dRa. koto, ~ Milaza fa ny tena no tompon'andraikitra momba ny toetran'olona iray na zavatra iray: Izaho no mianto. ka io voampanga io fa aoelao aloha izy hody any amin' ny fianakaviany. ? Mandray ho andraikitra ny fandoavana ny vola lany: Tsaboy tsa. ra ity marary ity fa izaho no hiantoka izay lany, Ahitsio
Miantofina
[hery]
:(toftna) mt, c,: M'i. anjera, potraka amin'ny tany ka mitontona, Ahitsio
Miantoana
[hery]
:(antoana) mt s,: Mifanao ambaratonga, mifanao ambony sy ambany: Misy rihana hatramin'ny indimy miantoana ilay trano be etsy avaratray etsy, ? Mifanaraka. raka: Asa intelo miantoana no tokony hatao raha hanao zavatra: mandinika manda. hatra Izay hatao sy hanaova. na azy ary mikatroka, (Marihina fa amin'ny mahamatoanteny ampiasaina toy ny anarana an'itq tenY itf, dia tsy mba ny isa tantra (di. my, talc,...) no ampiasaina fa ny p, mt, (indimy,_intelo..,) tahaka izany koa ohatra ny hoe "mandingana": Mandrosoa intelo mandingana. Intelo miantoana ny fangatahana vao tonga any amin'ny fivondronana). Ahitsio
Miantitra
[hery]
:(antitra) mt,s,: Ma. naraka hatramin'ny fahanterana: Hoentinao miantitra mihitsy Io kilema to raha tsy fongorinao dieny tzao, Ahitsio
Miantehitra
[hery]
:(antehitra) mt, s. (miantehera): Miankina a. my,,,, matoky: Miantehitra aminao aho momba ilay ra. haraha noresahiko taminao, Ahitsio
Miantefa
[hery]
:(antefa) mt,s,: Mian. jera, miantraika amin-javatra rehefa avy nandeha: Rehefa miantefa amin'ny rano ny tanamasoandro dia miova lalana, ~ Mihatra am y..., mika. sika: Miantefa indrindra a_ min'ny tanora izany teny izany. Ahitsio
Miantatafoka
[hery]
:(tatafoka) mts,: Potraka mivalandotra amin' ny tanY, Ahitsio
Miantafika
[hery]
:(tafika) mt, s,: La-sa any an'ady mandeha miady: Taloha dia nivavaka ni. rary ho an'ireo miaramila niantafika ny vehivavy tao an-tanna, Ahitsio
Mianotra
[hery]
:(anotra) mt, s,: Manao dia miverina, mihemotra mankany aoriana nefa mitodika at? aloha ihany ny lo. ha, - Miantsoro.mianotra: enti-milaza resaka na tantara izay miverina kely amin'ny tokony ho nolazaina tany aloha mba hampahazavazava azy kokoa, Ahitsio
Mianonanona
[hery]
:(anonanona) mt, s.: Mihatakataka, mipetrapetraka maka aina, nefa ny sa. sany milofo miasa, Ahitsio
Mianoka
[hery]
:(anoka) mt, s.: Manao zavatra na mihinana miadana tsara sy amim.pankafi-Zana, Ahitsio
Miankina
[hery]
:(ankina) mt, s, (mianktna): Mipetraka na mitsangana ka misy zavatra iray izay manohana ny tena: Aza miankina amin'io tongo-davarangana lo ianao fa toa bo. boka izy izany, ~ h,o,: Mian. kina amin'ny fahakingan'ise no hahavonjy antsika, ? Manantena ny hafa, miantehitra amin'ny hafa: Aza miankin-doha loatra amin'ny ha-fa ~ Eo ambany fiadidian' ny...: Miankina amin-dreniny ny zaza / Miankina amin'ny Minisitry ny fampianarana ny sekoly rehetra Ahitsio
Miankardrefana
[hery]
:(andrefana) mt, s, (miankandrefdna): Mandeha mankany andrefa. na, - F,-p,: Izao miankandrefam. baravarana Lzao: ny olo-miaina rehetra tsy ankanavaka: Miondna, tompoko, hoy ny mpamangy fahorlana, fa en. tin'ny miankandrefam.bara. varana izao, Ahitsio
Mianjonanjona
[hery]
:(anjona) mt, Miavonavona miharo hatezerana aseho amin'ny fllanjalanjana loha, Ahitsio
Mianjera
[hery]
:(zera) mt, p, (mianferd): Mikoa, mirodana, midaboka: Nianjera ny tambohon.dry zareo atsy aoaratra, ? Lavis, potraka: Nanitsaka hoditr'akondro izy ka alun-fera. e Mivarina: Nianfera tany an-kady ilay fiarakodia nitondra azy ireo, ? M,h,: Lavo potraka tafintohlna, latsaka, mid?boka lavo an-kavia, mironjina, mivena, mibolaly, mibolila mi. bolisatra, mibolasitra, misolafaka, misolifaka, misolifatra, miongana, mitsirara, mitsingoana, miantonta, mitrosina mitrotrongy, mitsinka. sina, mandry ilika, mitsingidina, mitsingadina, mitotongana, mitsingatotra, mltsimbadika, mikodia, mikodingy, mikodingidingy, mivalangitrika, midaboboka, midalabo. boka, mitalaboboka, midaraboka, midarafoka, mivadika mihohoka, miantatafoka, mi,-. tatavoka, mivadika, mitatafoka, miankarapoka, miampatra, mikoa, mikoan'ny nahiny, mikoro, mietsaka, mlhotsaka, miletsy, mihintsana, mivarina, mirodana, miraraka ompana, Ahitsio
Mianjaika
[hery]
:(anfaika) mt, s,: Manao fivorlam-be, fr Mihaingo, miraratra amin'ny haingo toy ny olona hamonjy zaika na anjaika, Ahitsio