Teny nampidirina farany

Miainaina
[hery]
:(Btl) a.: Omby bikana tsy dia matavy loatra. Ahitsio
Miaina
[hery]
:(aina) mt, s.: Maneho ny fahavelomana amin'ny fi. tepon'ny fo: Mbola miaina izy fa vonjeo haingana, ? Mifoka sy mamoaka rivotra avy any amin'ny havokavoka: Mia(nd mafy, hoy ny do. kotera, tamin'i Solo kely, Ahitsio
Miaiky
[hery]
:(aiky, eky) mt, s, (mi. aike): Loa-bolana ny amin' voatery hino: Miaiky ny fahaizan'Andriamanitra aho rehefa mandinika ny ha. bakabaka sy ny biby faran' izay madinika indrindra, ? Mitsotra, mibaboka: Niaiky ny hadisoany ihany izy ta_ amin'ny farany. Ahitsio
Miaika
[hery]
:(aika) p.t.: Mikitroka mifanizina: Niaika ny uahoa'. ka teo amin'ny kianjan'i Ma. hamasina, Ahitsio
Miahotra
[hery]
:(ahotra) mt, s,: Mijanon tampoka eo am-pandehanna na eo am.panaovanjavatra: Niahotra aho raha nahare ny feon'i dada tao an'e fitra, Ahitsio
Miahonahona
[hery]
:mt, s,: Mitovy amin'ny Miahanahan, Ahitsio
Miahona
[hery]
:(ahona) mt, Mijanona tampoka, miato, ary tsy mandroso; misalasala. Ahitsio
Miahoaho
[hery]
:(aho) mt, s.: Tia te-na loatra, manao mamifovelona, mitompo teny fantatra. Ahitsio
Miahiahy
[hery]
:(ahiahy) mt, p,: Mitorotoroka olona ao an-tsai. na ho nahavita ratsy: Tsy niahiahy anao ueliuely aho saingy nisy porofo hitako ka uoatery hitory anao aho, Ahitsio
Miahy
[hery]
:(ahy) mt, a,: Mikarakara, mitsimbina: Ny Tompo no miahy ny kamboty, Ahitsio
Miahanahana
[hery]
:(ahana) mt, s,: Mijanonjanona, miatoato raha mandeha na miteny, tsy mahatohy izay saika holazaina: Miahanahana be ihany izy rehefa miteny, ? M,h,: Miakanakana, Ahitsio
Miahana
[hery]
:(ahana) mt, s,: Mijanona: Niahana taiza ianareo nony avy any Toamasina? Ahitsio
Miafonafona
[hery]
:(afonafona) mt, s,: Misafoaka, mirehidrehikatezerana, romotry nY hatezerana. Ahitsio
Miafokafoka
[hery]
:(afokafoka) mt. Misamboaravoaran-katezerana, mitroatra, ? (Ankehitriny) Miavonavona amin' ny fiteny: Loza raha hiafo_ kafoka iny touolahy iny, Ahitsio
Miafitra
[hery]
:(afitra) mt, Mijanona tsy mandeha intsonY: Niafitra halina ny famanta. ranandroko, ? Miato miala ianona, mianina: Toh'izo ha_ trany ny dianareo fa aza mi. afitra eny an-dalana, 1 Mipetrapetraka, mialokaloka: Efa tapa_bolana izay no niaferan' io mahantra io teto aminay, Ahitsio
Miafina
[hery]
:(afina) mt, a, (miafena): Miery mba tsy ho hita, Ahitsio
Miafatrafatra
[hery]
:(afatrafatra) mt, s,: Mitomany mikiakiaka iniaraka amin'ny fihetsika miankapokapoka: Nitomany niafatrafatra Isambilo hala' fa tsy nentin'ny reniny tany an-tsena, Ahitsio
Miafara
[hery]
:(fara) mt, s. (miafara): Enti-milaza zavatra iray izay ny farany Miafara a, min'ny h ny hoe Rajonah, ? Mipaka, mihatra: Miafara any an.dranomasina daholo ny renirano rehetra, / Tan. dremo sao miafara aminao ny fiampangana, Ahitsio
Miafaka
[hery]
:(afaka) mt, s,: Miala: Tokony hikezaka hiafaka a_ min'ny trosa, Ahitsio
Miafa
[hery]
:Miafana (afa, afana) mt, s,: Enti-milaza ny fanaviana izay miala, misava, misinda, mihenkena: Niempaka ny molotro nony nia fa ny fanaviako, (Raha ny aretina no lazaina, dia atao hoe miafa na miafana, fa raha nY mara. ry kosa, manaritra). Ahitsio