Teny nampidirina farany

Menakely
[hery]
:a,: (taloha) Tany iadidian'ny andriana anankiray napetraky ny mpanjaka ao, izay antsoina hoe tompomenakely na tompombodivona. (Jar. Menabe). Ahitsio
Menaka
[hery]
:a.: Tsiranorano matevintevina nefa malemy, mihanaka eran'ny tsiratsira-nofon'ny olona na biby matavy ? Tsiranorano matevintevina avy amin'ny biby na zavamaniry ampiasaina amin' ny fanendasana: Mena.kisoa, mena-boanio, Ahitsio
Menaina
[hery]
:(mena) mt, (me- nao): Atao tonga mena. Ahitsio
Menahara
[hery]
:P.t.: Mena somary mangirana. Ahitsio
Menafify
[hery]
:p.t.: Mena antitra: Volombavan'antitra hariva vao menafify. Ahitsio
Menabe
[hery]
:a.: (taloha) Tany nankina mivantana amin'ny mpanjaka. (Jar. Menakely). Ahitsio
Menavazana
[hery]
:(jer. io teny ici). / Mena ambanin'ny me-na: enti-milaza olona ma. nam-pahefana izay mbola ambanin'ny manam-pahefana hafa indray. Teny iray tarika: Mena dorehitra, mena antitra, menafify, mena mivaivay, mena mangatrakatraka, mena man. gor?ka, mena vongatraka, mena mahatrakatraka mena jaky, mena ranom?alahy, menapina, mena mang?ka. Ahitsio
Mena
[hery]
:Sora-javatra na volon-doko manahatahaka ny an'ny ra na ny afo: Akanjo mena no nanaouany ka toa uoamarik'ilay omby izy ka nenjehiny. ? h,o,: Tezitra: Mena ny anao lahy raha vao nahare izay teny izay ha tafatsangana 'ndeha hamely. - t.i.f: Menaina, hamenaf. na i manamena, fanamena, mpanamena / anamenana, fanamenana I menamena / ha-mena, hamenana. - F,-p,: Mena fify: mena an-titra, / Mena hatraka: mena dia mena, / Mena masoandro: amin'ilay fotoana efa madiva hilentika iny ny masoandro ka mena ny taratra alefanY, / Menapina (jer, io teny io. / Mena sofina: teny ilazana ny fotsy hoditra. / Mena cava: zaza vao teraka. Ahitsio
Memy
[hery]
:a.: Afo mivaivay be, fatana fandrendrehana metaly: Ao anatin'ny memy no andiouana ny volafotsy. Ahitsio
Memy
[hery]
:(t. tr.) a.: Taranaka. Ahitsio
Meloka
[hery]
:(heloka) P.t.: Tsy mahitsy fa mifeloka, vokoka: Vy meloka, ? h,o,: Nahavita hadisoana lehibe: Olomeloka, - F,-p,: Melo-batana: enti. milaza olona tsy nanan-ka. disoana akory fa ny tena. beny no meloka; tsy mahi. tsy, / Melo.baua: diso noho ny teny natao, / Melo-konina: enti-milaza zavatrameloka somary toa mifaingoka. Ahitsio
Melohine
[hery]
:Hamelohina (main-ka) mt. th, (mejohy): Atao miolaka, miforitra: Nomelo. hin'ny ankizy, nohamelo. hin'ny ankizy ny tehiko, ? Amoahana didim.pitsarana milaza fa meloka: Nomelo. hin'ny fttsarana Rakoto sa_ tria mazava loatra ny poro-=fon'ny nahadiso azy. Ahitsio
Meksikanina
[hery]
:(fr, mexicain) a,: Ny firenena monina any a. amin'ny tanin'i Meksika (A-merika afovoany sy avara. tra): I Mexico no reniuohi. try ny Meksikanina, ? P.t.: Mikasika an'i Mekslka, an'i Meksika na avy any Meksika: Ny espaniola ihany no tenenin'ny mponina meksi. kanina, Ahitsio
Meja
[hery]
:(heja) p.t.: Tsara bika, bi. kana, maradondradona, tsara am-pijoroana. Ahitsio
Mey
[hery]
:(fr, mai) na (angl. may) a,: Anaran'ny volana fahadimy amin'ny tanna, misy andro 31. der. Zanvie). Ahitsio
Mehina
[hery]
:(mail? a) mt. ih, (meho): Atao maika, atao haingana: Tsy azo mehina ny fanambadiana fa tsy maintsy eritrere. tira milamina, ? NI.h,: Laizina. Ahitsio
Medaly
[hery]
:(angL medal) a.: Takela-by natao ho fahatsiarovana olo-malaza na zava-dehibe iray teo amin'ny firenena, ? na natao ho mari-bonnahitra amena olona nahavita be ho an'ny tanindrazana: Vao nahazo medaly Rakoto ka miara-mikorana amin'ny mpifano lo-bod irind rina aminy. (Ankehitriny dia efa betsaka no tsy mampiasa io teny io intsony, fa ny teny hoe meday no ampiasainy). Ahitsio
Meday
[hery]
:(fr. m?daille) a.: Takela-metaly boribory misy sarin'olo-masina mivohitra ka iambozonana ho mari-panajana sy fangataham-pitahiana: Miambozona meday daholo izahay ao an-trano. Ahitsio
Meda
[hery]
:na Medameda p.t.: Miresaresa, tsy maka mahery, mi. raikiraiky, mitahontahona: Medameda izy amin'izay a. taony rehetra, i t.Lf.: Mimeda, fimeda j imedamedana, fimedameda. na, ? M.h.: Mimeda, mitaredretra, mitslredretra, milasilasy, mitaraikiraiky, mitavozavo. za, mitahontahona, mitaveravera, mikisinkisina, Ahitsio
Mbombaina
[hery]
:(mbomba) mt, ih, (mbombao, mbombay): Saronana amin'ny sandry a. amin'ny elatra: Mbom)say ny elatrao izahay. Ahitsio