Teny nampidirina farany

Matombina
[hery]
:(tombina) Matan]aka, be aine. Ahitsio
Matoky
[hery]
:(toky) mt, p, (matokia, matokica): Manantena: Matoky anao izy hitady raharaha ho azy, ~ Mametraka fianteherana, fitokiana a Efa namitaka ahy ianao ka tsy matoky anao !ntcony aho, ? Mino: Natoky ny filnzany aho ka dia nandeha, ~ Tsy matahotra: Matoky aho satria eto akaikiko ianao. Ahitsio
Matoy
[hery]
:p.t.: Enti-milaza ny voankazo tonga amin'ny fotoana tsara fihinanana azy, iii M, h,: Masaka. 1 h.o,: Efa lehibe tonga taona, Ahitsio
Matoatoa
[hery]
:a.: Fanahin'olona maty izay misehoseho amin' ny velona satria tsy vita mby antsoalany ny fandevenana azY. Ahitsio
Matoanteny
[hery]
:a.: Sokajin-tenY enti-milaza ny teny fototrY ny fehezanteny ka ny fiforonany dia ambr'ny alalan'ny tsirinteny mirafitra amin'ny fototeny. Misy karazany sivy ny matoanteny malagasy: a) ny matoantenin'ny mpanao (oh, mamatotra); b) ny matoantenin'ny iharana (fatorana ny omby); d) ny mato. antenin'ny atao (afindra ny entana); e) ny matoantenin' ny fitaovana (afatotra ny omby ny tady); f) ny matoantenin'ny sehatra (mifatotra ny omby); g) ny matoantenin'ny mpandray (ueiarana tsihy ny vahiny); h) ny matoantenin'ny mpamaritoe-javatra (amatorana, ifatorana); i) ny matoantenin' ny mpampanao (mampamatotra); j) ny matoantenin'ny mpifanao (mifamatotra). Ahitsio
Matoa
[hery]
:ppt feh.: Raha toa, ny antony naha-...: Matoa very ny omby, tsy tsara ny hidin' ny fahitra. Ahitsio
Matoa
[hery]
:p.t.: Enti-milaza ny zokiny indrindra amin'ny zanaka (soratana miaraka amin' ny anarana lazainy toetra io teny io): Rasoa no vavimatoa aminay, Ahitsio
Matity
[hery]
:na Matsitsy (fit.-p,) p, t.: Mahihitra. Ahitsio
Matiloa
[hery]
:(fr. matelot) a.: Tantsambo, mpiasa amin'ny sambo: Lasa nanao matiloa, hono, Rakoto. Ahitsio
Matihanina
[hery]
:a.: Enti-milaza mpiasa na mpampianatra manao ho fototr'asa mandavan' andro ny raharaha ataony, na asa tsotra izany na fampianarana (mifanohitra amlny: mpanao an-tselika), Ahitsio
Maty
[hery]
:p.t, na p,mt,: Afaka aina, tsy velona intsonY: Maty omaly ilay sakanay be volo ? h,i,: Voakapoka mafy: Ma. tin'i Dada aho raha manao izany, ? Tsy afa-mlasa tsy afa-mihetsika, tsy mandeha simba: Maty ny tongony ila~ ny ka mandringa izy, l Maty ny famantaranandroko./Maty feo ny anao fa nikiahiaka loatra. ? Tsy mirehitra intso. ny, milentika, tsy hita intsony (a fo, masoandro, volana): Omeo afo kely aho fa maty ny sigarako, / Efa maty ny masoandro. ? Lany, very, resy an-doka: Maty ariary zato tamin'ny loka izy, ? Tsy ampiasaina intsony, nofoanana, tsy andehanana intsony, tsy miasa intsony: Lalana efa maty izany, / Fiteny maty izany, ? Asiana izaitsizy: Matin'ny hafanana aho izany. ? Tia zavatra efa izaitsizy; entanin-javatra mihoa-PamPana: Matin'ny filan-dera ny anao ka nandray ny kihony. / Matin-kambo, / Ma_ timatim.bo ninahitra, - t.i.f.: Matesa / mahafaty / ahafatesana,fahafatesana. - F.-p,: Aza maty aho: teny atao hialan-tsiny raha nisy hadisoana tsy nahy vitan'ny tena, / Matesa anie aho alo. hanao: teny fanaon'ny efa zokinjokiny hanehoany ny fitiavanY ny zanany na izay zaza tiany. / Matim-pitia: ilazana ny olona voa mafy noho ny fitiavana nikirizana sy nfsisihan. / Matin-kam. bo: voan'ny fitiavana te hoderaderafm-poana tsy misy antony, ka mahita falsana noho izany. / Matin.kaninkely: simba na voa mafy no-ho ny sakafo na vola kely tsy toy Mana, / Matin.kely: ila. zana ny velam.panorona afaka satria tsy nisy azon'ny mpihinam-bela nohanina ny vato natolotry ny mpamono vela. /Matin-kenatra: tratran' ny henatra tafahoatra. / Ma. tin-kenamaso: resin'ny henamaso ka na zavatra tsy tiana aza atao ihany, / Maty andoha tandroka: fombam-piteny fanao amin'ny ady hevitra ka enti.milaza hoe vao miandoha dia resy. / Maty an.drano: latsaka anaty rano ka sempotra dia maty, / Ma- ty an-kanina: mahita loza amin'ny hatendana. / Maty an-karanana: enti-milaza ny atody tsy foy na dia efa namantsika aza. / Maty an.tady: maty am-pifatorana, / Maty antoka: tsy mahazo tombony fa ny masonkarena indray aza no nahabangana. / Maty an-trebony: matimaty foana tsy araka ny tokony ho izy, / Maty an_ tsalaka na maty an-tsikinana: ilazana vola na zava-tsarobidy tsy misaraka amin' ny tena ary kobonina tsy asehoseho. / Maty douy: zaza maty ray sy reny ka lasa mahaleo tena tsy fidiny. / Ma_ ty hanina: tompon-toerana raikitra. / Maty hena: efa niharam-pahoriana ka tsy mahatsiaro na inona na inona intsony. / Maty hento: miaina amim-pangirifiriana noho ny hadisoana. / Maty ho azy: maty tsy novonoln'ny sasanY na niharan-doza fa nindaosin'ny fahafatesana toy ny manana aina rehetra tapitra andro, / Maty holatra: ilazana fery efa sitrana ary tsy misy soritra intsony, / Maty lev y: enti-milaza izay voatrerona sy tenenin-dava tafahoatra. / Maty maso: tsy misy mpisolo na mpandimby ? ilazana koa ny voanjavamaniry izay vao mitsimoka dia mena. / Maty momba: maty tsy niteraka na tsy nisy mpandova. / Maty mai-na: vizaka fotsiny fa tsy nahazo na irions. na inona na dia sahirana fatratra aza, / Maty no uelona: ilazana izay tao anatin'ny loza lehibe, nefa velona soa aman-tsara ihany, / Maty paika: ilazana ny vatom-panoron tsy afamihetsika intsony fa voaterin'nY andaniny, h,i,: Vita vinavina tsara daholo tsY nisy nivaona. /Maty siontsiona: revon'ny zavatra diso ka manary dia sisa no atao / Maty tsy miteny: helohina tsy misy ady hevitra na fifanazavana ? maty tsy naharenesana ny didim-pananany. / Maty uao herotrerony: mbola tanora dia maty. /Maty volon' ny rats y: voaongan'ny olona mpialona, ny olona tia ratsy ho an'ny tena. / Tsy ho faty raha tsy ianjeran'ny tanantsatro: enti-milaza ny olona kanosa loatra noho ny taho. tra sao maratra, * Ohab,: Matim-pltla toa la. litra ka mitsoboka alohan'ny sotro: Enti-milaza ny fahavoazana ateraky ny saina tsy ampy ka maimay mitsoboka atsy sy arY. / Matin-kenamaso ka homam-barim-boka (jer. Matin-kenamaso). ? M,h,: Tsy miaina, modimandry, diso, nody vovoka, tapitra andro, lasan'Andriamanitra, lasan-ko razana, miamboho, lasa any an-koa. tra, lasa any amin'ny varotsy mifody, mandry eo am. bany rangolahy, miondambato mangatsiaka, nivoaka ny varavaran-kazo ka niditra ny varavaram-bato, jihitra, latsaka aina, jingy, dangy, fohatra, jedana, tsy tra-drano, mitsitra, manjahana Ratompokolahy (vavy), Rabevoina. Ahitsio
Mateza
[hery]
:(teza) P.t.: Maharitra ela vao simba: Mateza ity akanjonao it9 fa mbola tsy teraka akory ilay faralahiko no hitako efa nartaovanao izy ity, - Mateza diavina: en. ti-milaza lalana toa ela erY vao lany rehefa aleha. / Mateza dinihina: ilazana ny vehivavy somary zarazara hoditra ny ffhodirany, ka arakaraka ny ijerena azy maharitra no mampitombo ny ha. soany amin'ilay mijery azy. / Mateza aina: enti-milaza ny olona ela velona, ary anambarana koa ny faherezana miasa maharitra tsy an-kiato, / Mateza roritina: enti-milaza zavatra mihalava rehefa sintonina, * Ohab.: Mateza lelafina tahaka ny rira: entimilaza zavatra izay tsy mba lanilany haingana foana fa akana tsikelikely ka mahalava ny fa. haretany (matetika dia ilazana zava-tsoa kendrena mba haharitra io ohab, io). Ahitsio
Matevina
[hery]
:(tevina) p.t.: Lehibe ny indrakeliny: Boky mate-vina, / Akanjo mateuina, ? Mifanizina, mikitroka mi. kirindro: Ala mateuina, /Mateuina izany zauona izany! ? Marihitra: Matevina izany ra_ nom-bary izany, ? h,o,: Maqankarena, tremalahy: Ireny olona mateuina ho! - Mateuin-kena: ilazazana ny be nofo raha biby ary matevina kosa raha lamba, / Mateuin-keuitra: barabara sain, manao hevi-iaza, / Matevt-moiotra: be molotra, / Matevin-koditra: ilazana ny hodi-javatra mivatravatra sy dontodonto ka zary matevina. ? h,o,: Tsy azo anarina na azo antenaina hihatsara na hivoatra. / Mateuin. tsisina: manify ny anatiny fa matevina kosa nY sisinY. Ahitsio
Matetika
[hery]
:(tetika) p.t.: Misesy, mifanakaiky tsy misy elanelany lavitra; mifanety: Ataovy matetika ny hetsa raha ta hahazo uary betsaka ianao, ? p, mt,: Imbetsaka ary mifanakaiky ara-potoana: Mamangy an.janany matetika izy, Ahitsio
Matematika
[hery]
:(fr, math?mati que) a.: Antonkon-tsiansa ianarana mandinika ny fom- ba aman-toetran'ny zavatra tsy azo tsapain-tanana (isa na sary jeometrika) amin'ny alalan'ny fisainana fotsiny, sy ny fifandraisan'izy samy izy. Ahitsio
Matavikely
[hery]
:a,: Anaran'ahitra mitapela.dravina maniry eny amoron-drano. Ahitsio
Matavy
[hery]
:(tavy) p.t.: Entimilaza zavatra be menaka: Hena matavy. ? Enti-milaza olona na biby be jabora, be menka, botrefona: Misanehaka ny olona matauy rehefa miaka-piaharana, - F.-p,: Matavy filaza: mampitombo, manitatra aoka Izany r.hefa milaza zavatra. ? M.h,: Vondraka, vaventy, donga, botrefona, vongavonga, hivokivoka, daboka, bebaka, botrabotra, dofotra, bodofotra, bolangina, refo, bada, botitaka, dongadonga, botabota, amboamboa kely, mibonabona, midibadiba, botanaka, monamona, minendonendo, montamonta, madonda, fatrofatro, mitsinatsinaka, dokadoka, boresaresa, tete menaka, be traotraoka, tretrohina, mianakanaka, be kibo, be roroha, saingona. Ahitsio
Matanjaka
[hery]
:(tanJaka) p.t.: Be aina, manana herim-batana, matomboka: Tonga daholo ny uatan-dehilahy matanjaka tao an-tandna, ? Mafy: Heverinao ve fa matartiaka hahazaka ity vata It9 io tady io? 1 Be herim-po: Matanjaka eo anoloan'ny fahoriana, ? M.h.: Mafy, mahery, matomboka, tomady, be aina, be sandry. Ahitsio
Matahotrantsy
[hery]
:a.: Anaran-kazo fanao fanafody ny fakany. Ahitsio
Matahotrandro
[hery]
:a.: Karazam-biby mitovy amin'ny androngo. Ahitsio