Maseva [hery] | : | a,: Korintsana natao tamin'ny kitapo kely madinika norarina izay natambatra nofehezina ka entina mandihy: mikorintsana aoka izanY izy rehefa manao fihetsehana ny tanna na ny tongotra, (Misy koa aza ahodidina ny andilana tey ny fehikibo). Ahitsio |
Masera [hery] | : | (fr. ma soeur) a: Vehivavy manokan-tena ho an' Andriamanitra ka tsy manambady ary tsy mikarama fa mivelona ao anaty fikambanana, misahana fampianarana, fitsaboana; relijiozy vehivavy. Ahitsio |
Masaosao [hery] | : | (saosa) p.t.: Tsy ma-lama fa marokoroko: Masao_ sao ny uatouary raha safoina ? M,h,: Masaisay, maraorao, marokoroko. Ahitsio |
Masaka [hery] | : | p.t.: Entimilaza voanjavatra efa tonga amin'ny fotoana ahazoana mihinana azy tsars: Amin'ny volana zanvie no masaka ny uoaloboka. ? M,h,: Matoy, ? Enti-milaza zavatra azo hanina rehefa nandrahoina: Antsoy izahay rehefa masaka ny uary, ? h.o.: Nodinihina sy noeritreretina tsara: Efa masaka ny heuitro; handeha aho, - t.i.f.: Masahina, hamasahi. na f manamasaka, fanamasa. ka, mpanamasaka / anmasahana, fanamasahana / mahamasaka / masamasaka I hamasaka / fahamasaka / hama. sahana J fahamasahana. - F,-p,: Masa-daza: nampitomboina, nitarina. / Masa_ dreniolona: enti-milaza rehefa mety ho hani-masaka ami. dy eny an-tsena, / Masaka tdina: mpandany, mpitobatoba, / Masaka ifotony: enti. milaza ny voankazo masaka eny ifotony, / Masaka otrika: ilazana kosa ny voankazo naotrika vao masaka, Ahitsio |
Masaizano [hery] | : | a.: Karazan-kazo tsara fanao rafitra. Ahitsio |
Masaisay [hery] | : | (saisay) p.t.: Marokoroko toa misy bontsimbontsina kely manindrontsindro. na: Masaisay ny uatouary ra. ha tsapatna, Maraorao, masaosao. ? Handatra maisatra: MasaisaY ny kaki manta. ? M,h.: Masaosao, malailay, maraorao, mivoho-mamba, marokoroko. Ahitsio |
Masay [hery] | : | a.: Vady faharoan'ny lehilahy mampirafy: Nam. Pirafy telo indraindray ny lehilahy taloha: ny vady be ny uady masay, ary ny uady, kely? Ahitsio |
Masahina [hery] | : | (masaka) mt, ih (masaho): Atao tonga masaka, 1 Dinihina sy eritrereti. na tsara, alaina ambony alaina ambany: Masaho tsara ny fikasanao, Ahitsio |
Mase [hery] | : | (Tsm) a.: Omby tokambolo fotsy handrina, z Mass) maso masd mena, masd tomboloh?, Ahitsio |
Marsa [hery] | : | (fr, mars) na Martsa (angl, march), a?: Volana fahatelo amin'ny tanna araka ny fanisana andro vahiny antsoina hoe kalandrie; 31 ny isan'ny andro amin'ny vola-na Marsa (jer, Zanvie), Ahitsio |
Marozandry [hery] | : | a,: Anaran,iavamaniry, ? Ny vitsivitsy ambony amin'ireo taolana mifampitohitohy manaraka ny lavan'ny lamosina, Ahitsio |
Marovelo [hery] | : | a,: Anaran-kazo. Ahitsio |
Marovany [hery] | : | a,: Valiha vita amin' ny hazo natambatra ho efajoro toy ny vata, ka valiha vata no ilazan'ny ankamaroan'ny faritany sasany azy. Ahitsio |
Marovahy [hery] | : | a,: Anaran-javamaniry mandadina, Ahitsio |
Marotonona [hery] | : | a.: Anaran'ahitra mitovy amin'ny fandrotrarana. Ahitsio |
Marotoa [hery] | : | (fr, marteau) a.: Tantanam-by kely, Ahitsio |
Marotanana [hery] | : | a,: Bibikely sahala amin'ny trambo, Ahitsio |
Marotampona [hery] | : | a,: Karazan-kazo fihinam-boa, Ahitsio |
Maroroka [hery] | : | p.t.: Fatra-pitombo, mitombo izaitsizy: Maroro. ka ity zaza it9 fa vao roa tao. na izy dia takany ny latabatra, t.i.f.: Haroroka, - F.-p.: Manao sain-jaza ma- roroka: tsy lalim-piheverana rehefa manao zavatra, / Maroroha taiza: tenY firariana atao amin'ny vehivavy terabao mba haroroka, hitombo soa aman-tsara ny zaza tezainy. / Manao soa maroroka: milalao amin'ny orana. Ahitsio |
Maronjana [hery] | : | p.t.: Lava vaventy, Marorazana a.: Jar. Marolongo. Ahitsio |