Teny nampidirina farany

Marejoka
[hery]
:p.t.: Maniflnify, klvahivahiny, 1 Osaosa, reradreraka, Ahitsio
Mareforefo
[hery]
:(refo) p.t.: Mora vaky izaitsizy, ~ a,: Karazan' ahitra. Ahitsio
Marefo
[hery]
:(refo) p.t.: Mora tapa-ka, mora vaky: Marefo ny rantaan.kazo maina, ? M,h,: Malia, makiana, Ahitsio
Marazoka
[hery]
:Ma razod raz oka (ra. zoka) p.t.: Reradreraka, osa-osa, malazolazo, Ahitsio
Maratra
[hery]
:(ratra) p.t.: Misy voaniavatra na rangotra ka nien. daka sy kiaka ny hoditra ary loaka ny nofo: Naratra ny lohany tamin'izy nianjera ta. min'ny bisikileta, ? h,i; Voa mafy, lany: Nataoko naratra ny hena, tary amin'ny uary be men?ky ry Ingahy Rainikoto. Ahitsio
Marary
[hery]
:(rary) p.t.: Voan'ny a retina, tsy salama, tsy meti mety: Marary ny kibony, 1 Mijaly: Marary nY foko, - t.i.f.: Maharary, farary, harary. - F,-p,: Izay marary andrianino na izay marary andriana: enti-milaza fa tokonY hokarakaraina mihoatra nY olona rehetra ny marary fa ana-nana adidy izy raha tsy voatsabo, 1 Manao anatY fo ma. harary: ny zanaka no ao anaty fo ka tiana, koa raha misy miady dia n9 an'ny tena iha. ny no ombana, / Mararin. janaka: ory sy malahelo mafy raha vao misy mahazo na midona amin'ny zanaka, / Mararin.teny: olona mors to. hina amin'izay teny reny mikasika azy ka maz?na misafoaka sy tezitra raha vao itenenana fanakianana momba azy, / Marary ouana: valaka sy malemilemy ny nofo aman-tsaina noho ny havizanana na' eritreritra na tebiteby. / Tsy marary tsy marikoditra: salama tsara tsy mi. sy aretina na kely aza, * Ohab.: Izay maharary no itoeran'nY aina: tsaroana are, mihoatra noho ny rantsam-batana hafa, ilay marary amin'ny tena, ka saika ao mandrakariva nY sains sy ny eritreritra, / Mpisikidy mila uoatsiary ka mampandihy ny marary: entianilaza ny fampanaovana olona ny tsy to. kony ho tandrify azy, i Raha tohina ny aty, marary ny afero: ohabolana enti-milaza fifandraisan-javatra roa samy hafa ka izay mahazo nY iray dia mahavoa ny ilany koa, / Tanan.kauia sy hauanana izay didia-maharary: enti-mi. laza fa samy rantsambatan' ny tena ireo ka na iza na iza voadidy aminy, dia samy ren'ny tena maharary tokoa, ? M,h,:Madisadisa, malazolazo, somazotsazoka, mavo. zovozo, marisarisa, manetsetra, mangorangorana, mafanafana, marbnaritra, marikoditra, mitsangambolo, mangovltra, mihararetra, mihovihovy, manarandefona, mipararetra, manavy, mantsa fo foka, mangovihovy, mangorintsina, Marary mafy, mahamay, mangotrakotraka, mihonaka, mandrenoka, mandranoka~ very saina, tsy mahalala olona, Maharary, manaikitra, manaintaina, mitsakotsako, manintasinta, manombotrombotra, mangirifiry, mangorintsina mamolivoly, miketriketrika, mangotsakotsoka. Ahitsio
Mataotra
[hery]
:p.t.: Masaosao sady misy zava.maramtra mandrangotra. Ahitsio
Maraokanina
[hery]
:(fr. Marocain) a.: Ny firenena monina any amin'ny tanin'i Maraoka (A-frika avaratra andrefana), 1 p.t.: Momba an'i Maraoka na an'i Maraoka na avy any Maraoka: Milaz? vokatra marao- kanina vitsivitsy, Ahitsio
Marao
[hery]
:na Maraorao (rao, raorao) p.t.: Masaisay raha kasihina, tsy malama, misy mi. bontsimbontsina, marokoro. ko, masaosao: Vat() maraorao, - F,.p,: Marao lela: enti.milaza ny zaza mandray efatra mbola minono nefa manomboka mihinam-bary, Ahitsio
Marantsifotro
[hery]
:(Tsm) p.t.: Ilazana ny volon'omby mena-mena singantsinganin'ny mainty. Ahitsio
Marani-doha
[hery]
:kitso loha, mitsilotsilo, mipilopilo, tsoky, ? h,o,: Kinga, matsilo saina: Maranitra ity mpianatra it9 ka tsy mahagaga raha ma. homby rahatrizay. ? F,-p,: Marani-bava, maranidela: fatratra raha hiteny, malama vava, ? M.h,: Fihara-bava, / Maroni-tsaina: matsilo saina, malaky mahataka-javatra, IMarani-doha: mi. tsilotsilo. ? M,h,: Kitso loha, / Omby maranitra: ombin' andriana taloha izay noranitina ny sofinY, * Ohab.: Izay maranitra adidy: enti-milaza fa tokony ho amin'ny sahaza azy avy no ampiasain? ny zavatra na olona; ny ohabolana feno dia: "Ny avo feo miantso, ny lava manaka.drano, ary ny mara nitra adidy ". ? M.h,: Marani.doha filo, fiharatra, kitso loha, jritsoina, mitsilotsilo, tsokiloha, milohalefona, miezoezo, kivahivahinY, tsamaka, mira. niranY. Ahitsio
Maranitra
[hery]
:(ranitra) p.t.: Manify dia manify ka mahadidy sy mahatapaka: Maranitra kokoa ny hareza noho ny an- tsy. 1 Mitsilotsilo loha: Fan- tsika maranitra omena ahy fa dombo loatra ity /1 M h: Ahitsio
Maranantsody
[hery]
:p.t.: Hatsatra; enti-malaza marary mbola malezo sy hatsatra Ahitsio
Marambotry
[hery]
:(Tsm) p.t.: Il aza. zana ny volon'omby mena. mena manopy mavo. Ahitsio
Marambato
[hery]
:p.t.: Ilazana ny lamba efa madiva ho rovitra, Ahitsio
Marakely
[hery]
:a,: Miaramila kely, 1 h,i,: Andian'ankizy mila. hatra manao matso sy asam. pinga. 1 Hazandrano matsiro fa be taolana. Ahitsio
Maraina
[hery]
:a,: Fizaran 'ny andro hatramin'ny mangiran-dratsy ka mandra-pahatongan'ny mitataovovonana: Amin' ny folo marpina izao. - t.i.f?: Manaraina, fanaraina, mpanaraina / anarainana, fanarainana 1 maraindraina / hamaraina 1 fahamarainana, - F,.p,i Marainakoa: maraina be alohan'ny flposahan'ny masoandro, / Marainalina. koa: vao manglran-dratsy, I Marainakoamborizano: diso fotoana, tratra antoandro, / Any maraina na any naraina: anikeheo maraina, / Hatry ny maraina na naraina: nan. dritra ny maraina androany. Ahitsio
Marafoka
[hery]
:(rafoka) p.t.: Malia, mora tapaka na vaky; malemy, tanora. Ahitsio
Maradondradona
[hery]
:(radona)p.t.: Tsara bika, tsanganana ma. hafinaritra, Ahitsio
Maradona
[hery]
:p.t.: Sady vaventy no matanjaka sy fenofeno, tsara sy vaventy. Ahitsio