Teny nampidirina farany

Mantsy
[hery]
:Miantso, miteny an-dRanona: Hoy, hono ianao tamin-dRasoa mantsy, ahy: "Olona mpamitaka iny"; marina ve izany? Ahitsio
Mantsasaka
[hery]
:(antsasaka) p.t.: Enti-milaza anana na voankazo mialina andro ka tonga vonivony, manomboka ho simba, efa madiva ho lo. Ahitsio
Mantsangaingy
[hery]
:p.t.: Miavosa: Antontam.bary mantsangain. gy. 1 h,i,: Enti-milaza asa betsaka mivangongo tsy vita. Ahitsio
Mantsana
[hery]
:p.t.: Kely mailaka sy kinga. i Li. f.: Mantsamantsana, Ahitsio
Mantsana
[hery]
:p.t. (t, ta): Tontolo mipaka, maninjitra: Telri taona mantsana. Ahitsio
Mantsaka
[hery]
:(tsaka) mt, p. (man. tsak?): Manovo rano eny andoharano na amin'ny lava. drano namboarina: Indreny ny tououauy mitanjozotra milqloha siny auy nantsaka tany atstinanan.tandna. Ahitsio
Mantsafofoka
[hery]
:p, mt,: Marary an-doha;jenjina,fanina, Ahitsio
Mantoanto
[hery]
:p.t.: Enti-milaza nahandro tsy tsara masaka: Mantoanto izany sakafo iza. ny, 1 Li. f.: Manamantoanto, ma. hamantoanto, Ahitsio
Mantamanta
[hery]
:Tsy dia tena manta. / h,o,: Tsy vita tsara tanteraka: Asa mantamanta, 1 TsY nomasahana tsara, tsy nalaina ambony tsy nalaina ambany, tsy nodinihina tsara: Heuitra mantamanta, Ahitsio
Manta
[hery]
:p.t.: Enti-milaza zavatra tsy nandrahoina, tsy masaka: Misy, hono, olona mthinan-kena monta, 1 Mbola maitso, tsy matoy: Tsy fioty ny voankazo raha manta 1 Li. f : Manamanta, fana. manta, mpanamanta 1 ana. mantana, fanamantana / mahamanta 1 mantamanta 1 hamantana 1 hamanta 1 fahamantana. Ahitsio
Manozongozona
[hery]
:(hozona) mt. p, (manozongozona): Manetsiketsika mafy ary imbetsaka: Manozongozona ny hazo ny rivo-mahery, + Mampihontsona, manaketraka: Tsy mi. sy afaka manozongozona ny fttokiako anao, + Mitady ha-ka: Mila hanozongozona ny taniko iny lehilahy iny, Ahitsio
Manozona
[hery]
:(ozona) mt, p, (manozbna): Maniry ratsy ny ha-fa: Nanozona ilay lamina tsy nandray azy izy, Ahitsio
Manoza
[hery]
:(oza) mt, p, (mono_ ad): Manasa (tarehy,.,). Ahitsio
Manovotrovotra
[hery]
:(hovotra) mt, P. (manovotrovbta): Manozongozona, manontsonkontsona. Ahitsio
Manovona
[hery]
:(tovona) mt.p. (ma. novona): Manampy avy eo ambony na avy eo aloha: Manovona a eo alohan'ny fototeny no fanaovana ma. toantenin'ny atao, toy ny hoe sondrotra ?asondrotra. Ahitsio
Manovoka
[hery]
:(ovoka) mt, P. (rnanouoha): Manala, manesotra, manatsoaka; maniny mafy dia mafy, mandevilevy. Ahitsio
Manovo
[hery]
:(tovo) mt, p, (mono. voza): Maka rano amin'ny zinga ao am-pantsakana na amin'ny renirano: Manovo rano amin'ny renirano izahay. 1 Mamindra rano tsikelikely ho amin'ny toerana hafa: Aza manovo rano a. min'ny sotronao ao anaty tsangambaua, fa ny sotro iombonana anovozana. * h, o,: Maka zavatra miandala. na ao anaty tahiry lehibe: Manovo hery ao amin'ny fivavahar.a izy, Ahitsio
Manovantovana
[hery]
:(tovana) mt, s,: Manitatra izaitsizy; manampy lainga ny zavatra marina, Ahitsio
Manovana
[hery]
:(tovana) mt. P. (manoudna): Manampy avy ao ambany na avy eo aoriana: Tsy maintsy manovana it9 tady it9 ianao fa fohy loatra Iloy tzy, Ahitsio
Manovaka
[hery]
:(ovaka) mt. p, (ma. M novaha): Manendaka hoditra manify; manongo mafy izaitsizy. Ahitsio