Teny nampidirina farany

Manova
[hery]
:(ova) mt, p, (malin-ad): Manolo: Nanova akanjo Izy mba tsy ho fantatra. 1 Mampanjary ho hafa: Na-nova ny rano ho divay t Je. so tamin'ny fanambadiana tany Kand, ? Manamboatra ho hafa, ho vaovao: Tokony hanova famindra Lay raha te hahomby, Ahitsio
Manotsokotsoka
[hery]
:(kotsokotso. ka) mt, P. (manotsokotso. ha): Manetsiketsika. Ahitsio
Manotrona
[hery]
:(otrona) mt. P. (manotri)na): Mamihina na manodidina amin'ny sandry sy ny tanana: Raha tsy olona telo tsy afaka hanotrona io vatana bontdna lo, 1 Manodidina: Manotrona ny ta. ny ny ranomasina, ? Miaraka amin'ny olona iray mba hiaro azy sy hanome voninahitra azy: Nanotrona ny lehiben'ny governemonta ny ben'ny tandna sy ny mpitondra fanjakana teo an.toerana, Ahitsio
Manotrika
[hery]
:(otrika) mt. P, (manotreha): Mitahiry vain'afo ao anaty lavenona: Manotriha afo. 1 Manao amin'ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka: Manotrika voankazo, + Manafina, manrpiery, mampanritsaka miaramila; na enti-milaza ny miaramila miaflna, miery, mifitsaka. Ahitsio
Manotraka
[hery]
:p.t.: Misy ketrona, miketrronketrona: Manotraka ny hoditr'io biby io, + Mailamailaka, marisika: Nano tra. ka er? Rakoto raha niangaviako hikarahara ireto zozo kamboty ireto. / Gaga aho fa tsy nanotraka firy Lay raha nilazako ny flkasanao, Ahitsio
Mantra
[hery]
:(otra) mt. p, (mono. ra): Misafo sady mamoritra amin'ny tanana ny faritra iray amin'ny tena mba hampahalefadefaka ny hozatra marary na mivonto na vizana. Ahitsio
Manototra
[hery]
:(tototra) mt, s. (manotbra): Manetsiketsika ny foly amin'ny fanenjanana azy ka amin'izay izy mitovy tantana hatrany tsy misy madilana, Ahitsio
Manototra
[hery]
:(tototra) mt. P. (manotora): Manarona: Manototra tany ny vodihazo, * Mameno: Manototra na. handro ny latabatra, + Mandrakotra: Kopahy ny uouoka manototra ny akanjonao, ? Manafotra: Manototra hersa. tra olona, Ahitsio
Manotototo
[hery]
:(totototo) mt. P. (manotototoa): Mampivezivezy etsy sy eroa tsy misy vokany toy inona, Ahitsio
Manotohoto
[hery]
:(hoto) mt. P. (manotohotoa): Mandrovitra, mandrotika, mamotipotika, Ahitsio
Manoto
[hery]
:(toto) mt. P. (mono. toa): Mamely amin'ny flsoirana amin'ny tandroka: Mora fan,tarina ny omby manoto, - Mifanoto rahona: enti-milaza rahona misatrotroka, na koa fahamaroan-lavatra samihafa mety hanahirana. / Mifanoto ulntana: enti-milaza olona roa izay tsy mifanaraka fa mifanimba ny tonon'androny, Ahitsio
Manotina
[hery]
:(otina) mt. p. (ma. notina): Manozongozona, manetsiketsika (hazo). Ahitsio
Manotikotika
[hery]
:(kotika) mt. p. (manotikoteha): Mamotipotika: Aza manotikotika ny ahanjoko, + Mampisafotofoto, mampisavorovoro: Manotikotika kofehy, ? mt, s.: Toa tsaroana misy mandroridroritra, mitambolimbolina, mitangolika: Manotihotika ny kiboko, Ahitsio
Manoty
[hery]
:(oty) mt. p, (manota. za): Mampisara-nono (zaza): Manoty zazo, Ahitsio
Manotahota
[hery]
:(tinta) mt, s,: Miteraka fanaintainana, fanintontsintonana ao amin'ny tena, Ahitsio
Manota
[hery]
:(ota) mt. p. (manotd): Manao hadisoana, heloka: Nanota taminao aho ka tsy mendrika ny hantsoina hoe zanakao akory. 1 Mandika didy na fitsipika na zavatra tsy azo atao: Manota fady, Ahitsio
Manosotra
[hery]
:(hosotra) mt, P. (manosora): Mandalotra, manatavona amin'ny menaka, Sahondra tsan'alina. ? Manamasina, mametraka na manokana hiandraikitra raharaha lehibe sy ambonY: Manosotra ho mpitandrina. - Manoso-potaka: manaratsy ny olona marina no-ho ny volohala na tsy fitiavana. / Manoso.dratsy: mitovitovy amin'ny manoso-potaka ihany, saingy ny ratsy ataon'ny hafa no lazainy fa ataon'ilay olona haratsiny, Ahitsio
Manosona
[hery]
:(sosona) mt, p, (ma. nosdna): Manisy sosona na zavatra anampy na anatevenana avy ao anaty: Manoso. na varatiarana, Ahitsio
Manosoka
[hery]
:(sosoka) mt, p, (ma. nosoha): Manampy na manisy sosoka mba hitovy tantana tsara. Ahitsio
Manosina
[hery]
:(osina) mt, p. (ma. nosena): Manafotetaka, mandrakotra amin'ny fotaka, vovoka, loko, loto..., manavona, manatavona. Ahitsio