Dikan'ny teny : an'

Hampiditra dikany vaovao
1 An-, Am- (eo alohan'ny b sy ny p) ppk.: Teny mpampiankina fampiasa: eo alohan'ny anaran-tsamirery, ny mpisolo anarana na mpamaritra anarana manondro (izany, it?, izao...): a) raha a-tao teny fameno izy ireo: Nahita an-dRakoto aho ornaly. Tsy nahalala an'izany ueliueiy izy; b) raha ilazana tompon-javatra: An-dRalahy ve ireo omby ireo? Tsia, tompoko, an'izany olona avy any Antsahafiraisana izany, hono. 1 Eo alohan'ny anaran-toerana izay aorian'ny mpamaritra matoanteny milaza toerana koa: Lasa any an-tsena izy, fa tsy any ampantsakana akory. • Hoentimisolo ny amin- mba hilazana fomba na toetra: Mihira an-kafaliana (amin-kafaliana) ny ankizy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel