Dikan'ny teny : izaty,

Hampiditra dikany vaovao
1 Izato p.mdr. sy s.mdr.: Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin'ny tondroin'ny ft, niaviany "i-t?" na "ito" ûrany: Tiako loatra izato tanàna kely ato ambany andref ana voaravaka voninkazo. Matetika koa anefa ny "izato" dia mpam. an. enti-manambony na manindrahindra zavatra: Endrey! izato tarehin-trano! na mamaritra mpisolo anarana misolo olona: Manco ahoana izato izy? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel