Dikan'ny teny : rakibolana

Hampiditra dikany vaovao
1 (rakitra, volana) a,: Anarana omena ny boky mirakitra na mitahiry ny tenim-pirenena iray voalahatra araka ny abidy ka voazava amin'ny teny fohy ny hevitry ny teny tsirairay na voavadika amin'ny fitenim-pirenen-kafa; diksionera: Rakibotana malagasy. / Rakibolana frantsay-malagasy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel