Dikan'ny teny : tanan'akanjo

Hampiditra dikany vaovao
1 faritry ny akanjo manarona ny sandry. / Tanan-daua: zavatra ifanoloran'ny olona mitandahatra maromaro an-kamindrafïndra. / Tanan-kodia na tanankodiarana: ireo hazo misandrahaka avy eo amin'ny foiben-kodiarana. / Tanan'iuoho: taovolom-liehivavy izay ataony toy izao: bangoiny misaraka roa ny volony dia alaminy any an-katoka. / Tanan-tohatra: ny zana-tohatra. / Tanan-tsotro: fitoerantsotro mihantona. * Ohab.: Maro foana toa tanam-poza: betsaka nefa tsy i-laina satria tsy hita izay asa ataony avy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel