Dikan'ny teny : torimaso

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fialan'ny tena sasatra amin'ny fikimpian' ny maso sy ny tsy fahatsiarovan-tena (jer. Tory). - F.-p.: Torimason'akoho: enti-milaza sarintsarin-torimaso fa tsy tena matory. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel