Dikan'ny teny : veromanitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazam-bero mani-dravina izay anaovan' ny olona fisotro toy ny dite ka manapahita tory tsara(Andropogon Schoenantus). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel