Andrianiko ny teniko
Ity takelaka ity dia tsy mahasolo izay Rakibolana vita boky fa natao fotsiny mba hahafahan'izay mila fanazavan-teny ka te hitady izany eto amin'ny internet.Fitadiavana teny
Apetraho eto ny teny hotadiavina.
Teny notsongaina
Fantatra : mt.ih. fototeny:Hay: Teny tsy fantatro no nifam-Piresahany. 1 HaY ny anarany sy ny maha-izy azy: Fantatro… tohiny
Hampiditra teny
Raha misy teny tsy tafiditra ato dia azonao ampidirina
Hampiditra teny
Ahitsio ny teny
Ny teny tsirairay dia misy hoe Ahitsio eo akaikiny. Tena manampy be dia be raha afaka manitsy ny teny ianao (ny tsipelina, manampy dikany). Tsindrio fotsiny ilay hoe Ahitsio dia afaka manitsy ianao.
