Dikan'ny teny : Mankanavy

Hampiditra dikany vaovao
1 (aisy) mt, p,: Mahatonga hanavy. 'Mankandoa (Loa) mt, p,: Mahatonga te handoa (marihina fa zavatra avy any anaty no lazaina amin'izany): Mankandoa izany fofona izany; fa raha avy ety ivelany kosa, "mampandoa" no ampiasaina: Mampandoa ny marary ny mpitsabo raha nihinanjauatra ratsy toY ny poizina izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel