Fampiasana ny takelaka

Ny fomba voalohany hitadiavana hevi-teny dia eo amin'ny pejy fandraisana sy eo amin'ny rohy Hitady heviteny.

Azonao atao koa anefa ny mampiasa avy hatrany ny rohy tahaka izao

http://www.rakibolana.org/rakibolana/teny/teny_tadiavina

Ny teny tadiavina dia tsy tokony hisy elanelana na mari-piatoana (faingo, teboka sns)

Ohatra tsindrio fotsiny ny rohy

http://www.rakibolana.org/rakibolana/teny/torimaso