Dikan'ny teny : abosina

Hampiditra dikany vaovao
1 (abosy) mt. ih. (abosio): Vokisana hanao zava-20 tra; angolena; risihina: Saingy miaraka amin'ialahy miantsena ny zanak'andriana, ka abosin'ialahy haka ny zauatr'olona (T.A. II, tak.878). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel