Dikan'ny teny : adify

Hampiditra dikany vaovao
1 (dify), mt. at. (adifio): Asiana dify, karazana jongy fanao amin'ny tsihy: Nadifiny tsara ny tsihy. • Asaina miala amim-pahakingana mba tsy ho hita: Adifio izy sao mahita an-dreniny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel