Dikan'ny teny : adika

Hampiditra dikany vaovao
1 (dika), mt. at. (adikao): Alaina tahaka: Adikao ireo soratra hitanareo amin'ny solaitrabe ireo. • Avadika amin'ny fiteny hafa: NadikandRabe tamin'ilay vazaha ny tenin'i dada. • Ampandalovina eo ambony: Aza fady fa adikako anao ity lovia ity. • Lazaina, taterina: Ka angaha tsy loza fa nadikany tamin'ny mpampiasa ilay teninao teto omaly iny. • Heverina: Nadikany ho tsy fitiavana azy ny fanakianana ny nataony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel