Dikan'ny teny : adizaoza

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anaran'ny vola-na fahatelo amin'ny filaharan'ny ran'ny volana malagasy merina, aorian'ny Adaoro ary alohan'ny Asorotany, ka ny toerana nomen'nY Ntaolo azy dia eo amin'ny lafin-drindrina atsinanana, ilany atsimo. Isan'ny tononandro mahery indrindra ny Adizaoza, ka ny zaza teraka amin'izany raha tsy alam-bintana dia mihozangozana. ~ Fanandr.: vavany, vodiny: raha vehivavy, maro anaka, fa malahelon-karena; raha lehilahy, malahelo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel