Dikan'ny teny : ahahy

Hampiditra dikany vaovao
1 (hahy), rat. at. (ahahazo): Apetraka mivelatra amin'ny toerana azon'ny masoandro mba ho maina: Ahahazo tsara ny lambanao sao tsy misy hoentinao rahampitso. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel