Dikan'ny teny : ahandrotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (handrotra), mt. at. (ahandroty): Atao fatotra mora mivaha. ~ Fiten.: Ny fanambadiana tsy nafehy fa nahandrotra: ny fanambadiana tsy na-tao tsy ho azo ravana akory. (Marihina fa angamba fitenenana vao niforona tat? aoriandriana ihany io fa tsy aratoe-tsaina malagasy hatrany an-tendrony akory, izay azo heverina ho nitrangan'ilay fitenenana hafa fandre matetika manao hoe: Ny fanambadiana lamban'akoho ka faty no isarahana). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel