Dikan'ny teny : ahohoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (hohoka), rit. at. (ahohofy): Afotitra ka ny vavany no atao ambany: Ahohofy ny siny rehefa tsy misy rano. ~ Enti-milaza olona semporina amin'ny fampandriana azy tsy mitsilany fa ny kibony no atao ambany mandry: Taloha nahohoka ny zaza teraka alakaosy. i A-lentika ao anatin'ny fahoriana: Nahohony tamin'ny fisotroan-toaka ny fianakaviany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel