Dikan'ny teny : basirano

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Karazam-pitaovana ampiasain'ny dokotera hanadiovana amin'ny rano ny ao anatin'ny tena: na ny tsinay izany raha sendra mitohana tsy mahavalana na ny tranonjaza rehefa avy miteraka. (Misy zavatra telo amin'ny basirano dia ny fitoeran-drano, ny fingotra lava fandehanan'nY rano ary ny vavam-basirano). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel