Dikan'ny teny : betsimisaraka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Foko lehibe, monina amin'ny tandavandemaka mahatratra 60-60 km ny sakany manaraka ny morontsiraka atsinanana hatrany amin'ny reniranon'i Bemarivo, avaratra, ka hatrany amin'ny onin'i Mananjary, atsimo (800 km eo ho eo). Mizara roa ny Betsimisaraka: ny tavaratra (Maroantsetra, Fenerivo, Soanierana-Ivongo); ny tatsimo: (Toamasina, Vatomandry, Mahanoro, Andevoranto). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel