1 a.: Aretina mandrakotra fery mirofotra ny tena manontolo, manomboka amin' ny tanna na ny tongotra. (Amin'io hevitra io anefa, dia ny teny hoe habokana no mazàna ampiasaina, fa ny hoe boka dia enti-milaza ny olona mararin'io aretina io, izay atao hoe marary hoditra): Maro ankehitriny ny trano itsaboana ny boka. - t.i.f.: Habokaina f voaboka f manaboka, fanaboka, mpanaboka f anabokana,fanabokana I manaboka f bokabokaf habokana fraboka.
Ahitsio