Dikan'ny teny : bonia

Hampiditra dikany vaovao
1 a. sady p. t.: Enti-milaza olona mahira-tsaina sy mahatsinjo lavitra ary mahavita zava-mahagaga amin'ny angano. Ahitsio
2 p. t.: Enti-milaza ny maso misokatra tsara mahafinaritra, mahatehotia, baliaka. ΒΆ M. h.: Baholy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel