Dikan'ny teny : danesaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Fandeha tsY miraidraika, tsy rototra. 1 Fihetsika tsy maka sarotra. • Famindran'ireo matavy izay mamindra miadana sy miresaresa. - t.i.f. : Midanesaka, fidanesaka, mpidanesaka / idanesahana,fidanesahana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel