Dikan'ny teny : difika

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Potika na sila-kazo miala raha misy mamaky na manapa-kazĂ´; potika na silaby mipitika avy amin'nY fanapehan'ny mpanefy ny vy amin'ny tantanana; kilalaon' afom-bY mipiritika. - t.i.f. : Adifika, voadifika, tafadifika I mandifika, fandifika, mpandifika / andifihana, fandifihana j midifika, fidifika, mpidifika I idifibana, fidifihana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel