Dikan'ny teny : dify

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Lefitra, foritra, jongy atao amin'ny sisin'ny harona na ny tsihy ka asitrika amin' ny tenany ihany indray : Ma-aisy dify na mandify ny tsihy. 1 Fialana amim-pahakingana mba tsy ho hita. 1 p. t. : Lasa any ambadikY ny zavatra iray ka takona tsy hita : Dify ny masoandro. - t.i.f. : Adify, voadify / man-dit y, fandify, mpandifY I andifiana, fandifiana I midify, fidify, mpidif y / idifiana, fidifiana I mahadifY. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel