Dikan'ny teny : dio

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Tsy fisiana loto na pentina; fangarangaranana sy tsy fananan-tsiny na kilema; tsy fifangaroana amin-javatra hafa : Tsy mbola mahafa-po ahy ny dion'it9 villa it?. - t.i.f. : Madio, fadio, hadio, hadiovana, fahadiovana/ diovina, voadio / mandio na manadio, fandio, mpandio / andiovana, fandiovana; anadiovana,fanadiovana / midio,fidio, mpidio / idiovana, fidiovana I mahadio. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel