Dikan'ny teny : donga

Hampiditra dikany vaovao
1 Dongadonga p. t. : Matavitavy kely ka hita botabota ny takolany, tanany, tongony. ΒΆ M.h. : Botrabotra, botrefona, dofodofotra. - F.-p. : Donga tsy minono : enti-milaza ny akohokely na ganakely matavitavy botabota. * Ohab. : Ny lainga donga takona fa mahia mifanatriko : raha mbola tsy hita ny mahalainga ny lainga, dia toy inona er3, fa raha vaky am-batolampy kosa, maharikoriko. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel