Dikan'ny teny : donika

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Aretina mampivonto ny foto-tsofina : ny amantarana azy voalohany mandrakariva dia ny fivontosan'ilay mosavin-kena atao hoe glandes parotides eo ambanin'ny sofina indrindra sy tandrifiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel