Dikan'ny teny : doroboka

Hampiditra dikany vaovao
1 ft. : Enti-milaza zavamaniry be ravina sady maitso na akanjo malalaka be ambany sy mirebareba. - t.i.f. : Adoroboka, tafadoroboka ) midoroboka,fidoroboka, mpidoroboka ( idorobohana, fidorobohana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel