Dikan'ny teny : elanelanina

Hampiditra dikany vaovao
1 (elanelana) mt.ih. (elanelano) : Misy...eny anelanelany : Elanelanin'ny paiso ny pibasy any amin'ny tanim-boankazonay. 1 Akana mpanelanelana, mpitsara : Noelanelanin-dRakoto ny adin-dRauao sy Ramavo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel