Dikan'ny teny : famadihana

Hampiditra dikany vaovao
1 (vadika) a. : Fanaovana zavatra hiamboho, na hivadika ka ny ambony lasa ambany. • Fampisehoana ny ila na lafiny tsy mbola niseho : Ianao no hampiandraiketina ny famadihana ny boky. ~ Fiovan'ny olona nitokisana nanjary mpamely na fahavalo : Ny famadihana tanindrazana no isan'ny heloka bevaua indrindra. Ahitsio
2 (vadika) a : Fomba arahin'ny foko malagasy sasantsasany ho mari-panajana ny Razana sy fangatahampitahiana aminy. Misy karazany roa ny famadihana: fitondrana ho ao am-pasandrazana ny taolambalon'ny olona maty tany an-tany la-vitra nalevina tamin'ny fasana aniritra fotsiny; / famonosan-dambamena isaky ny dimy, fito na foin tanna, ireo maty milevina ao amin' ny fasan-clrazana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel