Dikan'ny teny : famiravirana

Hampiditra dikany vaovao
1 (viravira) a : Fikitakitana, fanaovana ratsy fitondra : Nampangoraka ny famiraviran'ilay renikeliny azy, ? Fandraidraisana befahatany, famozafozana : Nentin-katezerana izy ka tsy hay lazaina ny famirauirany ny satroko teo akaikiny. ? Fandrirodrirotana : Endre izany famirauiran'ilay alika ny akohonay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel