Dikan'ny teny : fandeferana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tefitra) a: Faharetana, fahandrasana, faharipo: Mahagaga ny fandeferana nasehon'i Joba. 1 Fizakana, filiations, fiaretana: Mahamendrika eo anatrehan' Andriamanitra ny fandeferana ny fahoriana. ΒΆ M.h. : Fiaretana, faharetana, fihafiana, fahari-Po. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel