Dikan'ny teny : fanilo

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsilo) a.: Jiro lehibe a-tao hanazavana an-kalamanjàna. 1 Mpiambina notendrena hampandre momba ny fanakekezan'ny fahavalo. —os Ahitsio
2 (tsilo) a.: Fomban'ny zavatra manilo na manindrona. ~ p. t.: Azo tsiloina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel