Dikan'ny teny : fankatoavana

Hampiditra dikany vaovao
1 (to) a,: Fanekena an-tsitrapo fa tsara sy mety: Fankatoauana ny fanambadianao no nanomezandrainao anao io sary io. • Fanekena: Fankatoauana ny tenin-dray aman-dreny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel