Dikan'ny teny : fenitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fomba fanao, indrindra izay mikasika fifandraisan'ny vahoaka sy ny andriamanjaka fahizay: Tsy miova fenitra ny ambanilanitra. • Ireo soritra amin'ny rary mifanipaka, izay toa mahavita sary. - Arofenitra: fitambaran'ny fitsipika mifehy ny fomba fanao amin'ny toe-javatra mikasika ny manam-pahefana ambony amin'ny fanjakana, / Feni-drary: sarindrary fanao amin'ny zoron' ny tsihy. I Feni-karona, fenitatamo: haingon-drary fanao amin'ny harona na sobika. I Tsy miova fenitra: tsy miova amin'ny fomba efa fanao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel