Dikan'ny teny : filana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ila) a.: Faniriana: Filan'ny vatan'ny ankizy mihetsiketsika no mahatonga azy ho tia ialao, ~ Fanirian'ny nofo: Manaraka ny filany fotsiny io tovolahy io. ~ Fitadiavam-pivelomana, raharaha, asa: Mivarotra antsinfarany, izany no filan'io Rangahy to, - F,-p.' Füon'ny~ no fo, filandratsin'ny nofo: ny fitairlritan'ny nofo aman-dra. / Filan-dratsy: fitadiavam-bola na fikaramana amim-paharatsiana na mampiasa tsy fahamarinana. / Manao filon-draha tsy mahita: raharaha na asa atao mandra-pahita metimety na tsaratsara kokoa. * Ohab.: Mitsaha-pilana ohatra ny mpivaro-baliha maty vady: Enti-milaza ny olona izay voatery tsy fidiny hifanona amin'ny raharaha fanaony (ny mpivaro-baliha matetika dia tsy maintsy mitendritendry ny valfhany roba hahahenoan'ny mpividy ny feony; tsy afaka hanao izany anefa Izy raha maty vady satria misaona). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel