Dikan'ny teny : finoana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ino) a.: Fitokiana izay voalazan'olona iray: Ny tsy finoanao ny teniko ihany 'Zao no nahavoa anao, 1 Herim-panahy mahatonga hi-no ny fisian-javatra tay hita maso _noho ny filazan'Andriamanitra na ny irany: Tsara ny manana ny finoana nefa koa mbola tokony hampifanaraka aminy ny atao. 1 Foto-kevitra iompanan'ny fivavahana iray: Ny finoana kristianina. / Mampiely ny finoana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel