Dikan'ny teny : fotsina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Fotsiana (fotsy) mt. ih. (fotsio): Diovina (enti-milaza indrindra ny zavatra metaly, ka kosehina ny fanadiovana azy): Fotsin'ny miaramfla ny benitra. / Fotsio ny nifinao. ? Totoina fahatelo (enti-milaza ny vary izay efa maivoka ary tsaitsainy ka diovina farany): Fotsio amin' izay ny vary fa hariva ny andro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel