Dikan'ny teny : foty

Hampiditra dikany vaovao
1 na Fotibaolina (fr. football) a: Lalao fanatanjahantena misy mpilalao 11 an-daniny sy an-kilany, izay mikatroka amim-pahaizana sy hakingana ary fahatanjahana hampiditra ny baolina amin' ny dakan-tongotra fotsiny ao anatin'ny tsatokazon'ny ankilany avy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel