Dikan'ny teny : gaina

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Tsy mahateny no-ho ny fahadisoam-panantenana; diso fanantenana fa ny zavatra efa teo an-tanana na nantenaina ho azo no lasa na foana. - t.i.f.: Managaina, fanagaina, mpanagaina / anagainana, fanagainana 1 mangaina 1 angainana, fangainana / mahagaina. ΒΆ M.h.: Diso paika, diso tetika, diso fanantenana, man-gaina, malazo molotra, mangafhay, mangasihasy, maniahatra, manjahana, mangotsoka, mangetoka, mitokaiky, ny antenain-tsy azo ny antanam-botsotra. Ahitsio
2 Gaingaina a.: Hafanan' ny andro tsisy rivotra ary tsisy rahona, maina be. - t.i.f.: Migaina, migaingaina / figaina, figaingaina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel